Teny iditra famelona (velona)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mamelona
¶ Azo velomina [Rajemisa 1985]
Ohatra Atao ahoana no ho famelona ny Malagasy amin' ny fahefana? [Rabemolaly: Fary, takila 227]

Teny iditra famelona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo tsara volo atao haingon-drafitra, izay atao hoe koa raiheka. Ny famelona dia nampiasaina tamin' ny fitsitsihana ny zaza noforana taloha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A tree which affords a beautiful wood used in ornamental work. The seeds (or fruits?) are used by Sakalava children as charms in the form of bracelets and necklaces. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. Gambeia madagascariensis. [David 1952 (takila F)]
Famaritana frantsay (de velona : vivant, qui pousse activement quand il s'agit des plantes). Nom donné à plusieurs arbres à croissance rapide. Ce sont notamment :
¶  [Bezanozano, Sihanaka, Tanala, Tsimihety] Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae).
¶  [Sakalava, Tankarana] Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae) et sa variété Gambeya boiviniana var. lavanchiana Aubrév. (Sapotaceae)
¶  [Betsimisaraka] Donella fenerivensis Aubrév. (Sapotaceae). Ces arbres fournissent de beaux bois d'oeuvre, jaunes ou rougeâtres. On en fait des meubles, des roues de charrette, etc. Les fruits sont comestibles, mais d'un goût médiocre. Latex parfois employé pour capturer les petits oiseaux (gluaux). Voir aussi voampamelona, raiheka. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Donella fenerivensis, Gambeya boiviniana, Gambeya boiviniana var. lavanchiana

Teny iditra famelona
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay appellation botanique: Chrysophyllum boivinianum, Baehni [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Chrysophyllum boivinianum
Teny mitovy hevitra rehiaka ~ voantsikidy

2019/08/17