|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famelona
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamelona
Azo velomina
Ohatra  5  Atao ahoana no ho famelona ny Malagasy amin' ny fahefana? [2.285]

Teny iditra (2/3)6  famelona
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Karazan-kazo tsara volo atao haingon-drafitra, izay atao hoe koa raiheka. Ny famelona dia nampiasaina tamin' ny fitsitsihana ny zaza noforana taloha
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] A tree which affords a beautiful wood used in ornamental work. The seeds (or fruits?) are used by Sakalava children as charms in the form of bracelets and necklaces.
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. Gambeia madagascariensis.
11  [1.196] (de velona : vivant, qui pousse activement quand il s'agit des plantes). Nom donné à plusieurs arbres à croissance rapide. Ce sont notamment :
Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae). [Tsimihety]
12  [Bezanozano]
13  [Sihanaka]
14  [Tanala] Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae) et sa variété Gambeya boiviniana var. lavanchiana Aubrév. (Sapotaceae) [Sakalava]
15  [Tankarana] Donella fenerivensis Aubrév. (Sapotaceae). Ces arbres fournissent de beaux bois d'oeuvre, jaunes ou rougeâtres. On en fait des meubles, des roues de charrette, etc. Les fruits sont comestibles, mais d'un goût médiocre. Latex parfois employé pour capturer les petits oiseaux (gluaux). Voir aussi voampamelona, raiheka. [Betsimisaraka]
Voambolana  16  Haizavamaniry: hazo
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)20  famelona
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  [2.612] appellation botanique: Chrysophyllum boivinianum, Baehni
Voambolana  23  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  24  rehiaka, voantsikidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02