Teny iditra famendrivendrena (vendrivendry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampivezivezena tsy misy antony; famitahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05