|
|
|
|

Teny iditra1  famenoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanasiana; fanampiana mba ho feno, fanotorana: Ny famenoana ny siny; ny famenoana ny banga
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] remplissage, action de compléter
Fototeny  5  feno
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  famenoana, fanemoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21