Teny iditra | 1 fameriny |
Fototeny | 2 verina |
Sokajin-teny | 3 anarana famerina sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny |
Ohatra |
5 Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324#] |
Voambolana |
6 Toe-karena: varotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |