Teny iditra fameta (veta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mameta, manazimba, mandoto, manala baraka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fameta (veta)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo vetaina: Ny zava-masina tsy mba fameta [Rajemisa 1985]

2009/02/23