Teny iditra | 1 fametahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] pose |
Ohatra |
5 [2.472#] Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. 6 [2.508#] Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. |
Voambolana |
7 Haitao |
Fototeny | 8 petaka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 anatefaham, fametahana, hatafamena, manatefaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |