|
|
|
|

Teny iditra1  fametahana
Fototeny  2  petaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  pose [1.13]
Ohatra  6  Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. [2.472#]
7  Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana miisa 10 amin' ny teny fametahana
Voambolana  9  Haitao

Fivaditsoratra  10 fametahana, 11 hatafamena, 12 manatefaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12