Teny iditra fametana (feta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanentsenana lavaka amin' ny feta [Rajemisa 1985]

Teny iditra fametana (veta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaratsiana, fanosoran-dratsy, fanosoram-potaka, fanazimbana, fandotoana [Rajemisa 1985]

2009/02/23