|
|
|
|

Teny iditra1  fametsovetso
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny
Azo vetsovetsoina
Fototeny  4  vetsovetso
Tovy hevitra  5  fivetsovetso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11