Teny iditra fametsovetsoana (vetsovetso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitanisanisàna lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany; firesahana na fihirana mora dia mora [1.1]
Tovy hevitra fivetsovetsoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05