Teny iditra | famezivezena (vezivezy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause [1.3] | |
Ohatra | Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
[4.27] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |