Teny iditra | familina (vilina) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamilina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin' ny tenany ihany Azo avilina [1.1] | |
Fivaditsoratra | familina, filamina, mifanila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |