Teny iditra | 1 familina |
Fototeny | 2 vilina |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mamilina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin' ny tenany ihany 5 Azo avilina [1.1] |
Fivaditsoratra | 6 familina, filamina, mifanila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |