|
|
|
|

Teny iditra1  faminaniana
Fototeny  2  vinany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a prophecy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#834] l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu
7  [1.8] prophétie
Ohatra  8  Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369#]
9  momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#]
Voambolana  10  Fivavahana, finoana
Lahatsoratra  11  Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Fivaditsoratra  12  faminaniana, nanamafiany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21