Teny iditra | 1 faminany |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina maminany Azo vinanìna |
Ohatra |
4 [2.356#] Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. |
Fototeny | 5 vinany |
Fivaditsoratra | 6 faminany, fanimina, fimaniña, mifañiña, mifañina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |