|
|
|
|

Teny iditra1  faminany
Fototeny  2  vinany
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina maminany
Azo vinanìna
Ohatra  5  Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. [2.356#]

Fivaditsoratra  6  faminany, fanimina, fimaniña, mifañiña, mifañina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08