| Teny iditra | 1 famindrana |
| Fototeny | 2 findra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka
5 Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 transfert, déplacement
[1.13] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | famindrana, 8 findramana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|