Teny iditra | 1 famingitra |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy Azo vingitina: Vilanibe tsy famingitra |
Fototeny | 4 vingitra |
Fivaditsoratra | 5 famingitra, mifangitra, tangirifam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |