Teny iditra | 1 famivitana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandraisana amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana; fitsongoana (teny) izay roritina mba hiadiana |
Fototeny | 4 vivitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |