|
|
|
|

Teny iditra1  famoahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] émission, évacuation
Ohatra  5  [2.332#] Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza.
6  [2.470#] Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha.
Fototeny  7  voaka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21