|
|
|
|

Teny iditra1  famoahana
Fototeny  2  voaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] émission, évacuation
Ohatra  6  Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. [2.332#]
7  Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. [2.470#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11