Teny iditra famoaka (voaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Mod. s. from mamoaka (voaka).] Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole. [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra famoaka (voaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mamoaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra famoaka (voaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo avoaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23