Teny iditra | 1 famoalaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-piasana toy ny fandraka, saingy izy korongo dia korongo, atao fandoahan-kazo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Mod. s. from mamoa (voa?), and laka for lakana, a canoe.] A gouge. |
Fivaditsoratra | 5 fakamalao, famoalaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |