Teny iditra | famohana (voha) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanokafana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | l'action d'ouvrir, l'instrument [Abinal 1888] | |
Teny iditra | famohana (poka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fandonana: Famohana fantaika [Rajemisa 1985] | |
Teny mitovy hevitra | fanapohana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |