|
|
|
|

Teny iditra1  famohijery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fitaovam-panenty andinihana ny sarintany am-piaramanidina ka ahitana ny zavatra jerena amin'ny endrika mivohitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] stéréoscope
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07