Teny iditra (1/2) | 1 famokarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] exhumation of the dead |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] exhumation d'un cadavre |
Fototeny | 6 fokatra |
Teny iditra (2/2) | 7 famokarana |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] industrial or agricultural production |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] production agricole ou industrielle 12 [1.13] production |
Ohatra |
13 [2.424#] Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana? 14 [2.606#] Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. |
Fototeny | 15 vokatra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 famaranako, famokarana, namafarako, ramanakofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |