Teny iditra famoky (voky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mamoky, manome sakafo betsaka, mambosy [Rajemisa 1985]

Teny iditra famoky (voky)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo vokisana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31