|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  famolahana
Fototeny  2 folaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanapahana zavatra fa tsy tangarana; fampanekena; fanazarana ny biby ho mora entina, faimoretana [1.1#207]

Teny iditra (2/2) 5  famolahana
Fototeny  6 folaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 réflexivité [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22