|
|
|
|

Teny iditra1  famolesana
Fototeny  2  foly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanamboarana ny vohavohan-dandy na landihazo ho kofehy, ho tady kely azo tenomina [1.1]
5  famadihana akora iray ho tady [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  spinning instruments. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  filature [1.13]
Voambolana  8  Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12