Teny iditra | 1 famongarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#184] L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber |
Ohatra |
5 [2.436#] Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty. 6 [2.436#] ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina. |
Fototeny | 7 fongatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |