|
|
|
|

Teny iditra1  famoraka
Fototeny  2  voraka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamoraka, mamaha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty
Azo vorahina, tokony hovorahina: Tsy famoraka amin' ny olon-dratsy toa ireny ny ao am-po

Fivaditsoratra  5  famoraka, marafoka, marofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21