|
|
|
|

Teny iditra1  famorana
Fototeny  2  fora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana
Ohatra  5  Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina. [2.113#]
Mpanahaka  6  didifoitra, sikina, sambatra, hasoavana
Lahatsoratra  7  Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  8  anaforam, famorana, fanamaro, fanamora, manafora, ro mafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21