Teny iditra | 1 famorehana |
Fototeny | 2 vorika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#860] L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause |
Ohatra |
6 ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza. [2.643#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |