Teny iditra | 1 famotorana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#190] l'action d'aller à la racine, les moyens |
Ohatra |
5 [2.356] Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. 6 [2.298] Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. |
Fototeny | 7 fototra |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 9 anatoforam, famorotana, famotorana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |