|
|
|
|

Teny iditra1  famotsiamaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny faritra fotsy anoloana amin' ny maso, izay boribory somary mivohitra ary tantera-pahazavana
Voambolana  4  Haiaina
Singan-teny  5  famotsiana, maso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07