Teny iditra fampahatsiarovana (tsiaro)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny fisian' ny razana niandohana no maha izy ny foko, ka mitarika ny fampahatsiarovana azy matetika [Razafiarivony: Harivolana]
2Ary isan' ny fanarenana azy ny fampahatsiarovana indray ny taranaka fa na ho ela na ho haingana [Rabemolaly: Fary]

2019/08/17