Teny iditra fampana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tevana [Rakotosaona 1972]
   Tevana, hady. [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] hantsana [Rakotosaona 1972]
   tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   a precipice, an abyss. See hady, tevana. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   ravin, précipice [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fampana~
Sokajin-teny   tovona [Teny amin' ny fampana~]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29