|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fampana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tevana [Taimoro] [1.78]
4  Tevana, hady. [1.1]
5  hantsana [Sihanaka] [1.78]
6  tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7  a precipice, an abyss. See hady, tevana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  ravin, précipice [1.13]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  fampana~
Sokajin-teny  12  tovona

Fivaditsoratra  13  fampana, fampana~, mpanafa, fampana, fampana~, mpanafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27