Teny iditra fampandrian-tany
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fepetra ara-miaramila noraisin'ny mpitondra eo amin'ny firenena iray misy korontana na fikomiana mba hampilamina ny tany sy ny fanjakana [SLP 1986]
Fandikana frantsay pacification [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31