|
|
|
|

Teny iditra1  fampatoriana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.66.fr#498] hypnotisme
Ohatra  4  [2.643] Tsy navelan' ny dokotera notaitairina rahateo koa fa harerahan-tsaina, hono, no nahazo ahy ka nampiany fampatoriana kely aza angamba ny fanafody.
5  [4.27] Nanamarika an' izany ny fanendren' ny Ben' ny tanàna ny tompon' andraikitry ny fokontany izay nofidin' ny olom-pirenena teo aloha, ny fampatoriana ny Faritany mizaka tena, na dia manana ny satany amin' ny Lalàm-panorenana aza izany rafitra izany, ary koa ny fametrahana ny Faritra amin' ny fepetra tsy manaja ny Lalàm-panorenana.
Voambolana  6  Fahasalamana
Fototeny  7  tory

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11