Teny iditra | 1 fampielezana |
Fototeny | 2 ely |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the scattering or disseminating of something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de disséminer |
Ohatra |
6 Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka. [4.27] 7 Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. [2.606] |
Kamban-teny |
|
Lohateny | 10 Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08 |