Teny iditra | 1 fampifandraisana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] fampiharoana volo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] intégration |
Ohatra |
5 [2.606] Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. 6 [4.27] Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa |
Fototeny | 7 ray |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 fampifandraisana, fifampiandrasana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |