|
|
|
|

Teny iditra1  fampiharana (hatra)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  réemploi, application mise en pratique [1.13]
Ohatra  4  manara-maso ny fampiharana ireo didim-pitsarana; [1.320#]
5  Ny fampiharana tokoa ny sazy amin' ireo izay mandika lalàna. [4.27#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16