Teny iditra | 1 fampihavanana |
Fototeny | 2 havana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 réconciliation [1.13] |
Ohatra |
6 Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. [2.245#] 7 Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27#] 8 fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4#] |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |