Teny iditra | 1 fampihenana |
Fototeny | 2 hena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Ny mampisongadina ny fampihenana ny faharefoan' ny ara-faobe. [1.384#] 5 izany hoe tsy mitarika fampihenana ny fahantrana ilay fitrandrahana. [4.27#] 6 Ny " fampandrosoana " betsaka sy haingana loatra toy ny fampihenana tampoka ny fanompoana izay nahatonga tsy firindrà [2.366#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/20 |