Teny iditra fampiseho (seho)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Misy larony tsy fampiseho masoandro hatrany koa ny teny toy izany. [2.472]
2Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany : Dtarihan-teny. [1.38]
3Asa izany voalazako izany na teny tsy fampiseho masoandro fa nahare izany ilay Ramatoa, niseho ho tafintohina mihitsy. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : fampiseho, fampisehoko, fampisehonao, fampisehony, fampisehontsika, fampisehonay, fampisehonareo, fampisehon', fampisehon-, fampisehom-
Tovonana : -pampiseho, -pampisehoko, -pampisehonao, -pampisehony, -pampisehontsika, -pampisehonay, -pampisehonareo, -pampisehon', -pampisehon-, -pampisehom-
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20