|
|
|
|

Teny iditra1  fampiseho
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Misy larony tsy fampiseho masoandro hatrany koa ny teny toy izany. [2.472#177]
5  Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany : Dtarihan-teny. [1.38#357]
6  Asa izany voalazako izany na teny tsy fampiseho masoandro fa nahare izany ilay Ramatoa, niseho ho tafintohina mihitsy. [2.4#65]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  9 tsy fampiseho masoandro

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26