|
|
|
|

Teny iditra1  fampisehoana
Fototeny  2  seho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] présentation, représentation
Ohatra  5  Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy. [2.245]
6  Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany. [2.332]
Kamban-teny 
Lohateny  8  Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11