| Teny iditra | 1 fampitomboana |
| Fototeny | 2 tombo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 multiplication
[1.13.fr#49] |
| Ohatra |
5 Tsara ny fampitomboana isa ny tobim-pitsaboana fototra.
[4.27#]
6 Fanamby maro no voafaritra ao anatin' ireo, toy ny fampitomboana ny tahan' ny fisitrahana ireo raharaha ara-tsosialy, ny ady amin' ny tsy fahampiana sy ny tsy fanjarian-tsakafo. [1.384#] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|